2424.mgArticles similaires
Ny 21 ny septambra dia andro natokana ho an’ny fanadiovana eran-tany. Ny teto Madagasikara dia anisany nandray anjara tamin’izany ka maro ireo hetsika fanadiovana natao. Ny World Clean Up Day dia entina hanentanana ny tsirairay mba hanadio ary ihany koa tsy hanary fako eny rehetra eny.
Continuer la lecture