Mbola hiresaka amin’ny tekinisianina ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, sy ny fampianarana teknika ary arakasa ny minisitra mpisolo toerana, Béatrice Elia Assoumacou vao hitondra fanazavana mikasika ireo raharaha mafana sy fanontaniana iandrasam-baliny ao amin’ity minisitera ity. Ny alatsinainy maraina teo no natao ny famindram-pahefana teo aminy sy teo amin’ny minisitra teo aloha Rijasoa Andriamanana. Ity farany izay nanompana ny lahateniny tamin’ny fisaorana ireo mpiara-miasa aminy.












