FOCUS FOIRE INTERNATIONALE DE L’AGRICULTURE : Tolotra iray ataon’ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono mandritry ny foara iraisam-pirenena momba ny fambolena ny « agrégation agricole ». Ity farany, raha tsorina dia fiaraha-miasa eo anivon’ireo mpandraharaha sy ireo mpamboly. Ny tanjona amin’ny izany moa dia ny hampazahoana tombony ho an’ireo mpisehatra rehetra amin’ny fambolena.