Fifidianana ben’ny tanàna – Ny alin’ny alarobia nanatanterahana ny fifidianana ihany dia efa tonga teny amin’ny SRMV eny Mahamasina ireo antontan-taratasim-pifidianana na « plis éléctoraux » avy amin’ireo biraom-pifidianana rehetra manerana ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano ary Avaradrano.













