Anio faha 19 marsa no voalazan’ny lalàna mifehy ny fifidianana fa amoahan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny lisitr’ireo kandida afaka handray anjara amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka amin’ny 27 may izao.
Araka ny antotan’isa nomen’ny Filoha lefitry ny (CENI), Thierry Rakotonarivo, teny Nanisana dia 803 ireo antotan-taratasy filatsahanko-fidiana nekena ary mifanaraka amin’ny lalàna.










![CYRIA TEMAGNOMBE, MISS MADAGASCAR 2024 – « Je viens avec mon authenticité, les valeurs malgaches et mon identité [à Miss Monde]. »](https://2424.mg/wp-content/uploads/2025/05/CYRIA-TEMAGNOMBE-MISS-MADAGASCAR-2024-Je-viens-avec-mon-authenticite-les-valeurs-malgaches-et-mon-identite-a-Miss-Monde.--120x86.jpg)


