2424.mgArticles similaires
Tokony hitovy ny fijerin’ireo tompon’andraikitra misahana ny fifidianana, indrindra ny amin’ny fomba famakiana ny lalàm-pifidianana. Izany no nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Jacques Randrianasolo, tamin’ny lanonana fanokafana ny fampiofanana ireo mpitsara eo anivon’ny filakevim-panjakana sy ireo misahana ny ady amin’ny fanjakana, izay nanomboka androany 07 oktobra ary hifarana ny 10 oktobra.













