ADY ATAO AMIN’NY HERISETRA – Isan’ny sakana amin’ny ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy ny tsy fahampian’ny fanabeazana ny vahoaka mahakasika izany. Manomboka any amin’ireo ankizy ka hatrany amin’ireo olon-dehibe.
Tsy manamora ny ady ihany koa ireo fombafomba maro isan-karazany eo anivon’ny fiaraha-monina malagasy.













