2424.mgArticles similaires
TSY MISY OLONA MENDRIKA HELOHINA HO FATY – Tafiditra ao anaty ny fanakalazana ny iray volan’ny sary ny fampirantina nokarakarain’ny fikambanana Sar’nao. Novoizina tao anatin’ity hetsika ity ny lohahevitra hoe « Iza no mendrika ho faty? ». Niray feo ny rehetra fa tsy misy olombelona mendrika ho helohina ho faty satria misy ireo lalàna entina hamaizana izay nahavita heloka.













