Manoloana ny voina nahazo ireo fianakaviana 113 tetsy Andohatapenaka tamin’ny fiandohan’ny herinandro, dia nandray anjara amin’ny fanampiana azy ireo ny Centre commercial Akoor miaraka amin’ny Direction des Affaires Sociales et Politiques de la Présidence (DASP)















