La menace de danger est en vigueur pour les communes traversées par la rivière Sisaony, à savoir Tsiafahy, Bongatsara, Antanety, Ampahitrosy, Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe.
FILAZANA MAIKA
??FILAZANA NY FANDEHAN’NY RENIRANO ETO AMIN’NY LEMAK’ANTANANARIVO
Laharana faha-03
Androany Alatsinainy 24 Febroary 2020 amin’ny 07 ora maraina
⚠️FILAZANA LOZA MANAMBANA (MAVO)
amin’ny lemak’Antananarivo izay lalovan’ny renirano Sisaony
?Ireo Kaominina voakasik’izany eto Antananarivo sy ny manodidina :
Tsiafahy, Bongatsara, Antanety, Ampahitrosy, Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe.
?Reniranon’Ikopa :
1,60 m ny haavon’Ikopa eo amin’ny mari-drefin’Antelomita. Tsy niakatra tsy nidina ny rano tao anatin’ny 16 ora nefa hidina ao anatin’ny 12 ora manaraka.
2,40 m ny haavon’Ikopa eo amin’ny mari-drefin’Ambohimanambola. Niakatra 0,25 m ny rano tao anatin’ny 16 ora ary mbola hiakatra ao anatin’ny 12 ora manaraka.
1,12 m ny haavon’Ikopa eo amin’ny mari-drefin’Anosizato. Niakatra 0,28 m ny rano tao anatin’ny 16 ora ary mbola hiakatra ao anatin’ny 12 ora manaraka. 3,00 m ny refy filazana loza manambana (mavo) eo Anosizato.
2,95 m ny haavon’Ikopa eo amin’ny mari-drefin’i Bevomanga. Niakatra 0,20 m ny rano tao anatin’ny 16 ora ary mbola hiakatra ao anatin’ny 12 ora manaraka. 4,00 m ny refy filazana loza manambana (mavo) eo Bevomanga.
?Reniranon’i Sisaony :
1,15 m ny haavon’i Sisaony eo amin’ny mari-drefin’Andramasina. Nidina 0,50 m ny rano tao anatin’ny 16 ora ary mbola hidina ao anatin’ny 12 ora manaraka.
2,85 m ny haavon’i Sisaony eo amin’ny mari-drefin’Ampitatafika. Nidina 0,15 m ny rano tao anatin’ny 16 ora ary mbola hidina ao anatin’ny 12 ora manaraka. Mbola mihoatra ny refy 2,50 m filazana loza manambana (mavo) ny haavon’ny rano. 4,00 m ny refy filazana loza mitatao (mena) eo Ampitatafika.
?Reniranon’i Mamba :
1,99 m ny haavon’i Mamba eo amin’ny mari-drefin’Ambohidroa. Niakatra 0,17 m ny rano tao anatin’ny 16 ora.
—————————————————————————
URGENCE
??BULLETIN D’ANNONCE DES CRUES DANS LA PLAINE D’ANTANANARIVO N° 03
ce lundi 24 février 2020 à 7h
⚠️VIGILANCE JAUNE (MENACE DE DANGER)
dans la plaine d’Antananarivo traversée par la rivière Sisaony
?Communes concernées dans le Grand Tana :
Tsiafahy, Bongatsara, Antanety, Ampahitrosy, Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe.
?Rivière Ikopa :
A l’échelle d’Antelomita, le niveau de l’Ikopa est de 1,60 m. Le niveau est stationnaire en 16 heures mais baissera durant les prochaines 12 heures.
A l’échelle d’Ambohimanambola, le niveau de l’Ikopa est de 2,40 m. Le niveau a monté de 0,25 m en 16 heures et continuera à monter durant les prochaines 12 heures.
A l’échelle d’Anosizato, le niveau de l’Ikopa est de 1,12 m. Le niveau a monté de 0,28 m en 16 heures et continuera à monter durant les prochaines 12 heures. La cote de vigilance de menace de danger (jaune) à cette station est de 3,00 m.
A l’échelle de Bevomanga, le niveau de l’Ikopa est de 2,95 m. Le niveau a monté de 0,20 m en 16 heures et continuera à monter durant les prochaines 12 heures. La cote de vigilance de menace de danger (jaune) à cette station est de 4,00 m.
?Rivière Sisaony :
A l’échelle d’Andramasina, le niveau de la Sisaony est de 1,15 m. Le niveau a baissé de 0,50 m en 16 heures et continuera à baisser durant les prochaines 12 heures.
À l’échelle d’Ampitatafika, le niveau de la Sisaony est de 2,85 m m. Le niveau a baissé de 0,15 m en 16 heures et continuera à baisser les prochaines 12 heures. Le niveau est toujours au dessus de la cote de vigilance de menace de danger (jaune) de 2,50 m. La cote de vigilance de danger déclaré (rouge) à cette station est de 4,00 m.
?Rivière Mamba :
A l’échelle d’Ambohidroa, le niveau de la Mamba est de 1,99 m. Le niveau a monté de 0,17 m en 16 heures.
☑️Source : APIPA (Autorité pour la Protection contre les Inondations de la Plaine d’Antananarivo)