– FITATERANA : Asiana fanatsarana ny toby fiantsonana eny amin’ny Fasan’ny Karana.
– FITATERANA : Hanofakafana foibe fitsarana fiarakodia ao Arivonimamo
– FARITRA BOENY : Tafapetraka eo amin’ny toerany ny Prefetn’i Mahajanga
– FARITRA ANOSY : Hamokatra zanatrondro hatramin’ny 5 tapitrisa isan-taona i Manatantely
– BAOLINA KITRA : Milaza hanokatra fanadihadiana ny Federasiona manoloana ny disadisa nandritry ny lalao nifanandrinan’ny 3FB Toliara sy DATO FC














