– FITONDRAM-PANJAKANA : Tokony ho tafatsangana amin’ny faran’ny herinandro ambony ny governemanta vaovao, hoy ny filohan’ny Repoblika
– OLAN’NY FAMATSIANA JIRO : Hifampidinika miaraka amin’ny Tale Jeneralin’ny Jirama ny Fanjakana, hoy i Andry Rajoelina
– FIFIDIANANA KAOMINALY : Ampy ny teti-bola hanaovana ny fifidianana hoy i Arsène Dama
– ADY AMIN’NY KOLIKOLY : Notanterahina androany ny fianianan’ny tale jeneraly vaovaon’ny Bianco Gaby Nestor Razakamanantsoa
– ZAVA-KANTO : Nodimandry androany ny mpihira Rampal avy ao amin’ny tarika Rebika














