PASKA : Mitombo avo telo heny ny mpividy sokolà Olon-tsotra, fianakaviana na fiangonana, maro ny manjifa sokolà mandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska. Anisan’ny tena mampandroso ny tsenan’ny sokolà ity fety ity, satria mitombo avo telo heny ny mpividy. Ny sokolà miendrika atody no tena ankafizin’ny olona satria izy io no tena manamarika ny Paska maneran-tany. Fanadihadihana.













