2424.mgArticles similaires
SAMVA – NANOLOTRA KAMIAO 20 SY FANARIAM-PAKO 100 NY FILOHAM-PIRENENA : Mba hahafahana manala ireo fako mivangongo erak’Antananarivo dia nanolotra kamio 20, sy fanariam-pako 100 ho an’ny SAMVA ny Filoha, Andry Rajoelina. Nanamafy ny tenany fa mila ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay ny fanadiovana ny tanàna.













