Tsy maintsy midina ny vidin’ny solika », io no nohamafisin’ny Filoha Andry Rajoelina nandritra ny fitsidihany ny Salon ITM teny amin’y CCI Ivato ny 14 jona. Nambarany fa hivory miaraka amin’ireo mpandraharaha aratsolika ny tenany ny alatsinainy ho avy izao.













