TSENAN’ANOSIBE : Manomboka miverina amin’ny laoniny ny vidin’entana
Antananarivo 27 martsa Efa mihabetsaka ireo vokatra tonga eny amin'ny tsenan’Anosibe raha araka ny filazan’ireo mpivarotra ny zoma 27 martsa. ...
Antananarivo 27 martsa Efa mihabetsaka ireo vokatra tonga eny amin'ny tsenan’Anosibe raha araka ny filazan’ireo mpivarotra ny zoma 27 martsa. ...
Les marchands de rue retrouvent leur place à Analakely
Alain, confectionneur, a décidé de se lancer dans la fabrication de caches-bouche ou de masques. Cet artisan affirme que c’est ...
Antananarivo, 26 martsa 2020 Na dia eo aza ny fihaniky ny aretina “coronavirus”, dia manana safidy malalaka ireo mikasa hanorina ...
Mpamily fiara karetsaka, mpamily taxi-be, mpivaro-tena, beantitra,… Eo amin’ny dingan’ny fandraisana anarana ireo olona nosokajiana fa marefo izao ny fitondram-panjakana ...
Amin'ity andro alakamisy ity (26 martsa 2020), izay andron'ny tsena isan-kerinandro ho an'i Mahamasina dia misy ireo mpivarotra nanohy ny ...
Mpitana Taxiphone i Lala amin’ny andavan’andro. Noho ireo fepetra noraisin’ny fanjakana manoloana ny fihanaky ny aretina coronavirus dia nivarotra ovy ...
Misy ireo olona tsy afaka manangona sakafo hoan'ny roa herinandro, ka milahatra tsena mora eny anivon’ny fokontany. Miezaka mandamina azy ...
Vary nafarana avy any ivelany no ankamaroan’ireo hita eny amin'ny tsenan’Anosibe ny andron’ny 25 martsa. Tsy dia hita firy raha ...
Andravoahangy 08h30. Suites aux mesures de confinement imposées par le gouvernement, les marchands s’organisent tant bien que mal pour faire ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.