FIHIBOHANA ANDRO FAHATELO
Antananarivo 25 martsa - Mbola maro ireo olona mifamezivezy eny an-dalana
Antananarivo 25 martsa - Mbola maro ireo olona mifamezivezy eny an-dalana
Antananarivo, 24 Martsa 2020, 16.00 Nilaza ny Filoha Andry Rajoelina, ny alahady, 22 martsa fa malalaka ny orinasa eo amin'ny ...
Manaiky ny fandaminana napetraky ny fanjakana ny amin’ny tsy hivarotana mihoatra ny amin’ny 12 ora atoandro ireo tantsaha mpivarotra. Ny ...
Antananarivo 24 martsa 2020, 11.00 Mbola maro ny olona mifamezivezy ny marainan’ny 24 martsa 2020, andro faharoa amin’ny fihiboana. Misy ...
Antananarivo, 23 mars 2020. Hentitra ny fitondram-panjakana ny amin’ny fampiharana ireo fepetra rehetra entina miaro amin’ny coronavirus. Miasa manomboka androany ...
Nohazavan’i Andriantojo Razafindrakoto mpahay lalàna sy mpampianatra lalàna ny mombamomban’ny « état d’urgence sanitaire ». - Inona no antony hanaovana ...
Manoloana ny fanapahan-kevitra noraisin'ny Filoha Andry Rajoelina ny alin'ny 22 martsa tamin'ny 11 sy sasany alina, ny amin'ny fivezivezena eny ...
Taorian’ny fanambarana nataon'ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny zoma 20 martsa lasa teo mahakasika ny valan’aretina Coronavirus, dia mirohotra mody any ...
Taorian’ny fanambaran’ny filoha Andry Rajoelina mahakasika ny fisian’ny olona mararin'ny covid-19 eto Madagasikara dia miaina anaty tahotra ny ankamaroan’ny mponina ...
19-03-2020 : Miomana amin’ny mety fahatongavan’ny otrikaretina coronavirus eto Madagasikara ireo sekoly maro eto andrenivohitra. Raha nanakatona varavarana ny toeram-pianarana ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.