DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 5
- Anosy:10h30 - Isotry :12h - Antananimena: 12h15 - Analakely: 12h15 - Behoririka : 12h30 - Ankorondrano : 13h45
- Anosy:10h30 - Isotry :12h - Antananimena: 12h15 - Analakely: 12h15 - Behoririka : 12h30 - Ankorondrano : 13h45
Nitarika resabe tamin’ny tambazotran-tserasera ny fizarana ny Covid organics any an-tsekoly. Misy ireo ray aman-dreny no miahiahy ny amin’ny mety ...
Niverina niasa nanomboka ny 22 aprily ireo fiara taxibe eto Antananarivo Renivohitra. Misy ireo lamina ara-pahasalamana napetraka mba iarovana ireo ...
Le "Tsenan'i Mahamasina" reprend timidement ses droits en ce jeudi 23 avril 2020.
Miezaka manaraka ireo fepetra napetraky ny fitondram-panjakana, mba hiarovana ny ankizy amin'ny fihanaky ny valan'aretina coronavirus ireo sekoly eto Antananarivo. ...
Araka ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia hozaraina hoan’ny Malagasy rehetra ilay Tambavy Covid Organics. Natomboka androany 22 aprily izany ...
Manoloana ny fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly, misy ireo ankizy no miahiahy ny amin’ny tsy hahavitan’ny programam-pampianarana satria fohy ny fotoana ianarana.
Hiverina hiasa ireo taxi-be manomboka rahampitso 22 aprily. Manaiky ny fandaminana napetraky ny fitondram-panjakana ireo mpamily sy ireo mpanampy azy ...
Samy mametraka ireo lamina rehetra hiomanana amin'ny fidiran'ny mpianatra rahampitso, 22 Aprily, ireo sekoly eto Antananarivo. Hoan'ny sekolim-panjakana manokana dia ...
Antananarivo 20-04-20 - Mahamasina 09h - Andravoahangy 09h30 - Analakely 09h40 - 67ha 09h50 - Ankorondrano 10h
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.