SARAM-PIANARANA : Samy manana ny fandaminany ireo sekoly
Anisan’ny mampifanolana ny raiaman-dreny sy ny tompon’andraikitry ny sekoly ny fandoavana saram-paianarana mandritra ny fotoanan’ny fihibohana. Na dia eo aza ...
Anisan’ny mampifanolana ny raiaman-dreny sy ny tompon’andraikitry ny sekoly ny fandoavana saram-paianarana mandritra ny fotoanan’ny fihibohana. Na dia eo aza ...
Toeram-pivarotana iray tetsy Andavamamba no notafihan’ny andian-jiolahy ny alin’ny alatsinainy 27 aprily ka naharatrana tovolahy iray. Miaiky ny avy eo ...
Taorian’ny resabe nisy teo anivon’ny tambazotran-tserasera mahakasika ireo mpianatra tsy nanaiky hisotro Covid-organics tao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha, dia nanazava ...
- Andraisoro : 09h00 - Météo : 9h10 - Mahavoky : 9h20 - Andohan’Analakely : 9h40 - Isotry : 10h00 ...
Araka ny baiko nomen’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia voasazy hanao asa hoan’ny daholo be na “travaux d’intérêt general” ireo rehetra ...
Miroso hatrany ny fanatanterahana ny volana ramadany hoan’ireo mpino silamo manerantany na dia ao anaty fihibohona aza nohon’ny valan’aretina coronavirus. ...
Ny talata hariva (21 aprily) no tonga teny anivon’ny Cisco, raha ny manodidina ny faritanin’Antananarivo, ireo fitaovana fidiovana sy arovava ...
- Mahamasina : 9h - Analakely : 9h15 - Petite vitesse : 9h25 - Isotry : 9h30 - Behoririka : ...
- Andravoahangy : 10h30 - Petite vitesse : 10h45 - Ambodin’Isotry : 10h55 - Analakely : 11h10 - Behoririka : ...
Araka ny fanambaran’I Pastora Dr RAKOTONIRINA David, manan-tsafidy ireo fiangonana ny amin’ny hisokafana na tsia ny fiangonana. Tsy manana olana ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.