TOROLALANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA – Ny « YouthConnekt » dia fampivondronana ireo tanora mpandraharaha, sy ireo mpisehatra, eo amin’ny tontolo ny fandraharana ao anaty antotan’isa. Ny tanjona dia mba hanampiana ireo tanora amin’ny fikaroana ireo torolalana ilainy.
Amin’ny volana janoary 2020 dia efa azo ampiasaina ity tranokala ity, izay marihana fa ny ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahan-tena no tompon-kevitra amin’ny fananganana azy. Eto Analamanga sy Androy no hanombohan’ny tetikasa.
Jaosoatiana Angelo – Tale amin’ny fampananana asa sy ny fandraraharana MJS
Jimmy Rajaobelina – Talen’ny Atontan’isa ekonomika INSTAT