– VALANARETINA : Efa manomboka midina ny isan’ireo olona vaovao tratran’ny tsimokaretina coronavirus hoy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
– HETSIKA : Teo Ambohidahy no nitokona ireo ny sendikan’ny mpitsabo mpanampy
– FANDRAHARAHANA : Fangatahana 7 550 tamin’ny 26 000 voaray no nisitraka ny famatsiam-bola avy amin’ny tetikasa « Fihariana » hatramin’ny 2019














