– VALANARETINA : Olona dimy no namoy ny ainy noho ny Covid-19 teo anelanelan’ny 2 ka hatramin’ny 8 Janoary, 234 ny tranga vaovao
– FIVEZIVEZENA MAKANY IVELANY : 20% isan-taona ny fangatahana fahazoan-dalana hiditra any Frantsa lavin’ny masoivohan’ny Frantsa
– BAOLINA KITRA : Hapetraka ao amin’ny -tanàna vaovao eny Imerintsiatosika ny Barea Akademia hatao ary ao Mahamasina ny lalao famaranana amin’ny fifantenana ireo tanora














