– CORONAVIRUS – Mitombo ihany koa ny isan’ny olona mitondra ny tsimok’aretina any amin’ny faritra
– KRIZY CORONAVIRUS – Nanamafy ny fiantsoana vonjy amin’ny mpitondra fanjakana ny mpisehatra amin’ny fizahan-tany.
– VAROTRA : Mitetina 40 000 Ar ny kilaon’ny lavanila maitso any Atsinanana













