– VALANARETINA – Niampy iray ny olona matin’ny Covid-19 eto Madagasikara, tranga 66 vaovao no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– PARLEMANTA – Hitsangana ny vondron’ireo parlemantera mitaky ny famerenana ny tany tan-dalàna sy ny demokrasia ary ny fanjakana tsara tantana
– FANAMPIANA – Nanome 75 tapitrisa dolara ny Banky iraisam-pirenena hanampiana ny teti-bolam-panjakana













