– TOETRANDRO : Mbola mitondra rotsakorana betsaka amin’ny faritra lalovany sy ny manodidina azy amin’ny tapany avaratry ny nosy i Eloise.
– FANAFODY – Manomboka ny fanentanana momba ny CVO sy CVO Plus ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
– ONIVERSITE : Mandrahona hanao fihetsiketsehana ny fikambanan’ny mpianatra mpitsabo














