– VALANARETINA – Namono olona 14 ny pesta hatramin’ny volana Aogositra
– ANGOVO – Manana 48 ora ny governemanta hanomezana ny antsipirihany mahakasika ny Optima
– DISTRIKA BETROKA – Olona enina voarohirohy amin’ny fandoroana trano nahafaty olona sivy no nosamborina














