– FAHASALAMANA – Mitaky tatitra mazava momba ny fitantanana ny fanampiana nandritra ny valanaretina Covid-19 ny FFKM
– TSENA – Ho hentitra ny fanaraha-maso ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana manomboka rahampitso eny Andravaoahangy
– ANTSIRANANA – Olona folo no nosamborina tany Antsiranana taorian’ny fihetsiketsehana nahasimban-javatra ny alatsinainy halina














