– Rivo-doza – Efa tafavoaka andranomasina ilay andro ratsy Chalane
– LALANA – Mifanaraka amin’ny lalampanorenana ny volavolan-dalana mifehy ny tetibola 2021 hoy ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenana.
– Fandriam-pahalemana- Manamafy ny zandarimariam-pirenena fa tsy miaro ireo zandary mandika lalana izy ireo.














