_VALANARETINA – Avy eto Antananarivo ny 75 amin’ireo 76 voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
_COVID-19 – Hanomboka amin’ity herinandro ity ny fitsaboana andrana atao amin’ny alalalan’ny Artesunate IV
_ANTENIMIERAM-PIRENENA – Benaivo Narcisse Andrianaly no nofidian’ny solombavambahoaka ho mpikambana eo anivon’ny CENI













