Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ny vonjy aina dia nanao fanehoana mivantana ny ekipan’ny Croix Rouge malagasy, ny tontolo andron’ny 14 septambra, ao Ankorondrano. Nampisehony tao ireo fihetsika voalohany hisorahana ny vonjy aina. Tsy izany ihany anefa, fa nanome soso-kevitra ihany koa ireo tompon’andraikitra mahakasika ny vonjy aina manokana. Fanadihadihana.