BAKALOREA – Mangataka ny hisian’ny « session spéciale », ny eo anivon’ny teknika, satria araky ny fanazavana nomen’ny Rolland Rakotomalala, filohan’ny Sindikan’ny Mpiasa ao amin’ny Fanofanana Teknika sy ara-Asa eto Madagasikara na SMFTKAM, dia nisy ihany koa ny fikorontanana teo amin’ny fizotran’ny bakalorea teknika.













