2424.mgArticles similaires
BAOLINA KITRA – Tao anatin’ny roa andro no nanatanterahana ny fihaonambe ho an’ny baolina kitra. Lohahevitra valo no nodinihina nandritra izany. Nanambara ireo mpizaika fa tsara dia tsara ny hetsika fampihaonana ny mpisehatra amin’ity taranja ity avy amin’ny lafy valon’ny nosy. Ny zava-dehibe anefa dia ny fanatanterahana ireo hevitra tapaka.













