BASE TOLIARY – Taorian’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fanjakana foibe nandritra ny filan-kevitry ny minisitra, ny alarobia 6 novambra, nampitsahatra ny tetikasa Base Toliary, dia naneho ny heviny ny Tranparency International.
Christian Ihariantsoa – Chargé de projets- Secteur Minier Tranparency International













