Manentana ireo mpivarotra ny mpitandro ny filaminana mahakasika ny fandaminana ny làlana sy ny tsena. Ho fitandroana ny ain’ny mpandeha an-tongotra dia noesorina ireo mpivarotra tao anaty arabe ary nakisaka kosa ireo izay nivarotra teny amin’ny « trottoirs ».













