2424.mgArticles similaires
BAKALOREA 2019 – Araka ny fanazavana nomen’i Jeneraly Richard Ravalomanana, sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, dia tsy misy resa-bola mihitsy ny fiparitahan’ny laza adina bakalorea. Miisa 18 ireo olona voasambotra ary ahitana tompon’andraikitra amin’ny fampianarana. Niakatra fampanoavana androany izy ireo.













