Anisan’ny zava-dehibe ny fikajiana ny fahadiovana, entina hiadina amin’ny mety ho trangan’aretina, fa indrindra ny coronavirus. Misy araka izany ireo fepetra tokony arahina mahakasika ny fitaovana ampiasaina, rehefa maka ny tambavy covid organics eny anivon’ny mpitsinjara ny tsirairay.












