Anisan’ny tetikasa nisongadina nandritra ny FIJEV (Forum International Jeunesse et Emplois Verts / 18-22 juna Ivato), ny fanodonana ny fako ho lasa zezika na angovo. Nandritra io fotoana io koa dia nizara ny traikefany ny tanora, mahakasika ireo olana sedrain’izy ireo eo amin’ny sehatry ny famoronana asa.












