LALAM-PIHARIANA DRAKAKA : HISY RAFITRA VAOVAO HAPETRAKA
Manoloana ireo fitarainana mahakasika ny fidinan’ny vidin’ny drakaka dia nanapa-kevitra ny Minisitry Fambolena, ny fiompiana ary ny jono, Lucien Ranarivelo, fa hametraka rafitra vaovao mahakasika ity lalam-pihariana ity.