FITATERANA : nahomby ny fametrahana GPS tamin’ny taxi-be
Tafiditra ao anatin’ny politika fanatsarana ny fitateram-bahoaka ny fametrahana GPS amin’ny taxi-be. Vita ary nahomby ny andrana natao tamin’ny fiara fitanterana miisa 40 tao amin’ny zotra D.
Joël RANDRIAMANDRANTO – Minisitry ny Fitaterana













