HARENA AN-KIBON’NY TANY – Tsy mbola mangarahara ny fanomezana alalana hitrandraka harena an-kibon’ny tany. Io no nisongadina tamin’ny voka-panadihadiana nataon’ny Transparency International teo anivon’ity seha-pihariana ity.
Christian Ihariantsoa – Chargé de projet-Secteur Minier Transparency International