BAOLINA KITRA – Nivoaka mpandresy ny Barean’i Madagasikara nanoloana an’i Burundi
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Mikasa ny hampihena ny mpiasa ao aminy ny Madagascar Airlines
LALAO AFRIKANINA – Nandrombaka medaly volafotsy ny Ladies Maki teo amin’ny Rugby VII
FANANANTANY – Karatany miisa 33300 no nozaraina tany Ankadinondry Sakay
TOETRY NY ANDRO – Ho betsaka ny rotsakorana amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy ato anatin’ny telo andro ho avy.














