ADY AMIN’NY COVID-19 – Mitaraina ho tsy ampy fiarovana sy fampirisihina iatrehana ny coronavirus ireo mpiasan’ny fahasalamana sasany
Hetsika fanairana fa tsy fitokonana no nambaran'ny sendikan'ireo infirmiera sy mpampivelona fa hataony androany zoma. Nifanome fotoana teny amin'ny Hopitaly ...






















