SAFIDY – Mila apetraka mazava ireo fepetra mampitombina ny fitoriana
SAFIDY - Nandritra ny tatitra nataony ny 27 janoary tetsy Ambatonankanga, mahakasika ny fifidianana kaominaly sy mpanolo-tsaina farany teo, no ...
SAFIDY - Nandritra ny tatitra nataony ny 27 janoary tetsy Ambatonankanga, mahakasika ny fifidianana kaominaly sy mpanolo-tsaina farany teo, no ...
Naina Andriantsitohaina no Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra vaovao. Mangataka ny hanaovana haingana ny famindram-pahefana eo aminy sy ny ben’ny tanàna teo ...
FIFIDIANANA AMIN'NY AMPAHANY - Efa vonona ny fanjakana Tianarivelo Razafimahefa, minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjarampahefana « Vonona amin’ny fanatanterahana ...
Ivontoerana Safidy : Tsy mitovy ny famakiana ny lalàna. « Tsy azo raisina », io no valin’ny fitoriana napetrakin’ny Ivontoerana ...
VOKA-PIFIDIANANA BEN'NY TANÀNA - Amin'ity faran'ny herinandro ity no andrasana ny vokatra offisialin'ny fifidianana izay ho ben'ny tanàna eto Antananarivo ...
FIFIDIANANA - Manana telopolo andro ao aorian'ny namoahan'ny Komity mahaleotena mikarakara fifidianana (CENI) ny vali-pifidianana vonjimaika ny fifidianana Ben'ny tanana ...
Navoakan'ny Komity mahaleotena mikarakara fifidiana (CENI), androany 09 desambra, ny valim-pifidianana vonjimaika tamin'ny fifidianana Ben'ny tanàna sy ny Mpanolontsain'ny tanàna, ...
À 12 jours de la date prévue pour la proclamation des résultats provisoires des scrutins communaux, la CENI affirme avoir ...
Nanao tatitry ny fanaraha-maso nataony ny Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana, na SAFIDY, androany tetsy amin'ny foiben'izy ireo ...
Nisokatra anio 28 novambra ka hatramin'ny andro hamoahana ny voka-pifidianana vonjimaika, izay eritreretina, ny 16 desambra 2019, ny fandraisana ireo ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.