PODCAST – FIFAMOIVOIZANA – Miroso ny asa fanamboarana ny lakandranon’ny Pangalana na nisy aza ny fahatarana, hoy ny minisitra misahana ny Fitaterana
Ny andro ratsy tamin'ny fiandohan'ny taona 2020 no voalazan'i Joel Randriamandranto, minisitry ny Fizahan-tany sy ny fitaterana ary ny famantarana ...






















