Nitaky ny mangaraharaha mikasika ilay raharaha vatomamy 8 000 tapitrisa ariary ny loholona
Nanamafy ny filohan'ny foibem-pibaikoana ny ady amin'ny covid 19 sady minisitry ny Atitany, Tianarivelo Razafimahefa, fa tsy nivoaka tamin'ny kitapom-bolam-panjakana ...






















