VAOVAO – MINUTE FLASH 29 JONA 2020
- VALANARETINA - Olona roa no namoy ny ainy noho ny tsimokaretina coronavirus, 60 ireo tranga vaovao. - FIAROVANA AMIN'NY ...
- VALANARETINA - Olona roa no namoy ny ainy noho ny tsimokaretina coronavirus, 60 ireo tranga vaovao. - FIAROVANA AMIN'NY ...
Androany alarobia 24 Jona no nanomboka tapaka ny lalana miditra sy mivoaka ny araben'ny Fahaleovan-tena sy ny manodidina izay toerana ...
- SOSIALY – Nalefa nody any aminy ireo vehivavy avy any Koweit - FAHASALAMAM-BAHOAKA – Mety ho tafakatra hatramin'ny 1000 ...
Orinasa mpanamboatra fanafody afaka mifaninana amin'ireo orinasa any ivelany misehatra eo amin'ny tontolon'ny farmasia no heverin'ny filohan'ny Repoblika haorina eto ...
- FAHASALAMANA – Tonga ny fitaovana entina manorina ilay ozinina fanamboarana fanafody nampanantenain’ny filoham-pirenena. - VALAN'ARETINA – Niampy iray ny ...
Les petites et les moyennes entreprises opérant dans l'artisanat subissent de plein fouet les effets de la pandémie de Covid-19. ...
Antananarivo, 18 Juin, 15h00 – « Il est clair que le gouvernement n'a pas les moyens d'octroyer des subventions ». ...
- TETI-BOLA NASIAM-PANITSIANA – Fito alina tapitrisa ariary no heverina hamaliana ny fitakian'ny sendikan'ny mpampianatra sy hanomezana tambin-karama ny mpiasan'ny ...
Fomba hamantarana ny fahavononan'ireo mpianatra hiatrika fanadinana ofisialy ny fanaovana fanadinana andrana. Fomba ihany koa ahafahana mahita raha vonona na ...
Fanafody avy amin'ny Artemisia, fampiasa amin'ny fitsaboana ny tazo mahery no hanaovana andrana eto Madagasikara hitsaboana ireo marary voan'ny Covid-19. ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.