GARA ANDOHATAPENAKA : Nahatratra 9000 mahery ireo olona nandray fiara nody
9000 ny isan'ireo mpandeha namonjy ny toeram-podiana tao anatin'ny telo andro nisokafan'ny tobim-piantsonana teo Andohatapenaka. Maherin'ny 500 kosa ireo fiara ...
9000 ny isan'ireo mpandeha namonjy ny toeram-podiana tao anatin'ny telo andro nisokafan'ny tobim-piantsonana teo Andohatapenaka. Maherin'ny 500 kosa ireo fiara ...
Antananarivo 9 aprily 2020 - Manana ny antony manokana ireo mpandeha izay namonjy ny tobim-piantsonana ny 9 aprily 2020, andro ...
Antananarivo 9 aprily 2020 - Androany ny andro farany nahafahan’ireo olona naniry ny hody tany amin’ny faritra nanao izany. Raha ...
Antananarivo 08 Aprily 10 ora Andro faharoa ahafahan’ny olona mody any amin’ny faritra. Mbola manana ka hatramin’ny rahampitso, 9 aprily ...
Antananarivo 8 avril 2020 Samy mba maika hamonjy ny toeram-piaviany daholo ireo mponina izay mbola taraiky teto an-drenivohitra omaly 7 ...
Raha nanambara ny teo anivon'ny ministeran'ny Fitaterana, ny 06 aprily 2020, fa mila mangataka fahazoan-dàlana mivoaka ny faritra ireo olona ...
Antananarivo 07 avril 2020 Le premier jour des « départs exceptionnels » en provinces en ces temps de confinement a ...
Taorian’ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena mahakasika ny fahafahana miverina any amin’ny faritra, tsy mitsahatra ny mivory ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny. Mbola misy ...
Antananarivo 06 avril Rakotra olona eny amin’ny “gare Maki” eny Andohatapenaka. Mifandrombaka manararaotra mody ireo olona izay tavela eto Antananarivo. ...
Les prestataires de services vivent très mal le confinement. C’est surtout le cas pour les opérateurs proposant un service de ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.