FANAJANA IREO FEPETRA ANY ANATY TAXIBE : Misy tsy manana gel intsony ireo fiara fitateram-bahoaka
Misy amin’ireo fiara fitateram-bahoaka no tsy manana « gel désinfectant » intsony. Tsy manana zaraina ho azy ireo intsony ny ...
Misy amin’ireo fiara fitateram-bahoaka no tsy manana « gel désinfectant » intsony. Tsy manana zaraina ho azy ireo intsony ny ...
Misy ireo taxibe izay niasa ihany, na dia teo aza ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatira, ny ampihato ny fiasan’ny taxibe, ...
Nanahirana ny fandehanana miasa sy fakenesana any am-pianarana, ary ny fodiana any antrano androany, hoan’ireo mpianatra sy mpiasa. Izany dia ...
Herinandro mahery izay no niverina niasa ireo fiara fitateram-bahoaka. Misy ireo fepetra manokana noraisin’ny tompon’andraikitra amin’izany. Manoloana izany indrindra dia ...
Niverina niasa nanomboka ny 22 aprily ireo fiara taxibe eto Antananarivo Renivohitra. Misy ireo lamina ara-pahasalamana napetraka mba iarovana ireo ...
Hiverina hiasa ireo taxi-be manomboka rahampitso 22 aprily. Manaiky ny fandaminana napetraky ny fitondram-panjakana ireo mpamily sy ireo mpanampy azy ...
Vaovao tsara hoan’ny mpitondra taxi ny fiverenana miasa. Saingy mbola sadaikatra ihany izy ireo, noho ny tsy fahafantarana mazava ny ...
Hatramin’ny niantobohan’ny fihibohana dia tsy nahazo niasa intsony ireo taxi eto andrenivohitra. Misy fiantraikany mafy amin’ny fiainan’ireo tompona taxi anefa ...
Maro ny olona sahirana amin’izao fihibohana izao, noho ny tsy fisian’ny fitateram-bahoaka. Misy amin’ireo ary mandeha tongotra mamonjy ny toeram-pitsaboana. ...
Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitateram-bahoaka dia lasa mirona any amin’ny fitaterana olona ireo sarety sy bisikileta nandritra izao andro fihibohana ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.