TAHIRIM-BOLAMENA – Tokony hanana tahirim-bolamena i Madagasikara, hoy ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina, nandritra ny lanonana nanaovan’ny Governoran’ny Banky Foibe, Henri Rabarijohn, ny fihanianany tetsy amin’ny Fitsarana Antapony.
Andry Rajoelina – Président de la République de Madagascar