– VALANARETINA – Olona 10 vaovao no lavon’ny coronavirus, 484 ny tranga vaovao voamarina fa Covid-19
– FIHETSIKETSEHANA TENY AMBOHIPO – Naiditra am-ponja vonjimaika ny minisitra teo aloha Harry Laurent Rahajason
– HAIN-TRANO – Milaza ny hametraka fitoriana ny ao amin’ny minisitera misahana ny Tontolo iainana taorian’ny nahamay ny biraon’ny ONE













